<-
->

Mts / Mpits 6:32 Therefore on that day he called him Jerubbaal, saying, Let Baal plead against him, because he hath thrown down his altar. Ary tamin' izany andro izany ny anaran' ny Gideona dia nataony hoe Jerobala, fa hoy izy: Aoka Bala no hifandahatra aminy, satria noravany ny alitarany. Tamin' izany andro izany no nanomezan' ny olona anarana an' i Jedeona hoe Jerobaala, fa nataony hoe: Aoka Baala hiaro tena aminy, satria noravany ny oteliny. Ce jour-là on donna à Gédéon le nom de Yerubbaal, car, disait-on : " Que Baal s' en prenne à lui, puisqu' il a détruit son autel! "