<-
->

Mts / Mpits 6:30 Then the men of the city said unto Joash, Bring out thy son, that he may die: because he hath cast down the altar of Baal, and because he hath cut down the grove that was by it. Dia hoy ny lehilahy tao an-tanàna tamin' i Joasy: Avoahy ny zanakao mba hovonoina, satria efa nandrava ny alitaran' i Bala izy sady efa nikapa ny Aseraha teo anilany. Tamin' izay ny olona tao an-tanàna nilaza tamin' i Joasy hoe: Avoahy ny zanakao ka aoka hovonoina izy fa nandrava ny otelin' i Baala, ary nikapa ny Aserah teo anilany. Les gens de la ville dirent alors à Yoash : " Fais sortir ton fils et qu' il meure, car il a détruit l' autel de Baal et a coupé le pieu sacré qui se dressait à côté. "