<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 6:28 | And when the men of the city arose early in the morning, behold, the altar of |
Fa nony nifoha maraina koa ny lehilahy tao an-tanàna, ka indro, efa rava ny alitaran' i Bala, sady voakapa ny Aseraha teo anilany, ary ilay ombilahy faharoa dia efa naterina teo ambonin' ny alitara izay natao, | Nony ampitso maraina, ka nifoha ny olona tao an-tanàna, dia indro fa ny otelin' i Baala rava, ny Aserah teo anilany voakapa, ny ombalahy faharoa, voatolotra ho sorona dorana, teo ambonin' ny otely vao naorina. | Le lendemain matin les gens de la ville se levèrent; l' autel de |