<-
->

Mts / Mpits 6:13 And Gideon said unto him, Oh my Lord, if the Lord be with us, why then is all this befallen us? and where be all his miracles which our fathers told us of, saying, Did not the Lord bring us up from Egypt? but now the Lord hath forsaken us, and delivered us into the hands of the Midianites. Fa hoy Gideona taminy: Indrisy, Tompoko, raha momba anay Jehovah, nahoana no ozoin' izao rehetra izao izahay? Ary aiza ny fahagagana rehetra nataony, izay nolazain' ny razanay taminay hoe: Tsy nitondra anay niakatra avy tany Egypta va Jehovah? Fa ankehitriny efa nahafoy anay mihitsy Jehovah ka nanolotra anay eo an-tànan' ny Midiana. Indrisy Tompoko, raha momba anay Iaveh, ahoana no dia ianjeran' izao zavatra rehetra izao aminay? Ary aiza ny fahagagany rehetra izay tantarain' ny razanay aminay ataony hoe: Moa tsy nitondra anay niakatra avy tany Ejipta va Iaveh? Fa efa nafoin' ny Tompo mihitsy izahay ankehitriny; ary efa natolony eo an-tànan' i Madiana. Gédéon lui répondit : " Je t' en prie mon Seigneur! Si Yahvé est avec nous, d' où vient tout ce qui nous arrive ? Où sont tous ces prodiges que nous racontent nos pères quand ils disent : "Yahvé ne nous a-t-il pas fait monter d'Égypte ?" Et maintenant Yahvé nous a abandonnés, il nous a livrés au pouvoir de Madiân... "