<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 5:14 | Out of |
Ny avy amin' i Efraima, izay miorina amin' i Amaleka, dia nomba anao teo amin' ny firenenao, ry Benjamina; Avy tany Makira no nidinan' ny mpanao lalàna, ary avy tamin' i Zebolona ireo mitana ny tehin' ny mpifehy. | Avy any amin' i Efraima ny olona izay mandatsa-paka amin' i Amaleka; nikambana tamin' ny antokonao Benjamina teo aorianao; avy any amin' i Makira nisy lehibe nidina, avy any amin' i Zabolona nisy mpitondra nitana ny tehin' ny mpanoratra. | Les princes d' |