<-
->

Mts / Mpits 21:8 And they said, What one is there of the tribes of Israel that came not up to Mizpeh to the Lord? And, behold, there came none to the camp from Jabeshgilead to the assembly. Dia hoy izy: Iza amin' ny firenen' Isiraely no tsy mba niakatra ho any amin' i Jehovah tany Mizpa? Ary, indro, tsy nisy olona avy tany Jebesi-gileada na dia iray akory aza nankany an-toby ho ao amin' ny fiangonana. Dia hoy izy: Moa misy, na dia anankiray aza, amin' ny fokon' Israely, tsy mba niakatra nankany amin' ny Tompo tany Masfà? Ary indro, ny tamin' i Jabesy any Galaada, no tsy mba nisy tonga tao an-taoby amin' ny fiangonana. Ils s' informèrent alors : " Quel est celui d' entre les tribus d' Israël, qui n' est pas monté auprès de Yahvé à Miçpa ? " Et il se trouva que personne de Yabesh en Galaad n'était venu au camp, à l' assemblée.