<-
->

Mts / Mpits 21:5 And the children of Israel said, Who is there among all the tribes of Israel that came not up with the congregation unto the Lord? For they had made a great oath concerning him that came not up to the Lord to Mizpeh, saying, He shall surely be put to death. Ary hoy ny Zanak' Isiraely: Iza amin' ny ferenen' Isiraely rehetra no tsy niakatra teo amin' ny fiangonana hanatona an' i Jehovah? fa efa nisy fianianana lehibe ny amin' izay tsy niakatra ho any amin' i Jehovah tany Mizpa hoe: Hatao maty tokoa izy. Ary hoy ny zanak' Israely: Iza amin' ny fokon' Israely rehetra no tsy niakatra namonjy ny fiangonana teo anatrehan' ny Tompo? Fa efa nisy voady natao am-pahibemaso, namely an' izay tsy hiakatra hankany amin' ny Tompo any Masfà manao hoe: Hohelohin-ko faty izy. Puis les Israélites dirent : " Qui d' entre toutes les tribus d' Israël n' est pas venu à l' assemblée auprès de Yahvé ? " car en un serment solennel on avait déclaré que quiconque ne monterait pas à Miçpa auprès de Yahvé mourrait certainement.