<-
->

Mts / Mpits 21:15 And the people repented them for Benjamin, because that the Lord had made a breach in the tribes of Israel. Ary ny olona nanenina noho ny amin' i Benjamina, satria nisy nobangain' i Jehovah ny firenen' Isiraely. Nalahelo an' i Benjamina ny vahoaka, fa efa nanabangan' ny Tompo iray ny fokon' Israely. Le peuple fut pris de pitié pour Benjamin, parce que Yahvé avait fait une brèche parmi les tribus d' Israël.