<-
->

Mts / Mpits 21:14 And Benjamin came again at that time; and they gave them wives which they had saved alive of the women of Jabeshgilead: and yet so they sufficed them not. Dia niverina tamin' izany andro izany ny Benjamita, ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin' ny vehivavy tao Jabesi-gileada ireo; kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo. Dia niverina ny Benjamita tamin' izany andro izany ka nomena azy ireo ny vehivavy navela ho velona tamin' ny vehivavy tany Jabesy, any Galaada, nefa tsy ampy hahenina azy ireo. Benjamin revint alors. On leur donna parmi les femmes de Yabesh en Galaad celles qu' on avait laissé vivre, mais il n' y en eut pas assez pour tous.