<-
->

Mts / Mpits 20:6 And I took my concubine, and cut her in pieces, and sent her throughout all the country of the inheritance of Israel: for they have committed lewdness and folly in Israel. Dia nalaiko ny vaditsindranoko ka norasaiko ary nampitondraiko tany amin' ny tany rehetra izay lovan' ny Isiraely, satria efa nanao fahavetavetana sy zavatra fady indrindra teo amin' ny Isiraely ireo. Dia nalaiko ny vady tsindranoko ka norasaiko sy nampitondraiko eran' ny tany rehetra lovan' Israely; fa heloka sy zavatra mahafa-baraka loatra amin' Israely no nataon' izy ireo J' ai pris alors ma concubine, je l' ai coupée en morceaux et je l' ai envoyée dans toute l'étendue de l' héritage d' Israël, car ils ont commis une chose honteuse et une infamie en Israël.