<-
->

Mts / Mpits 20:39 And when the men of Israel retired in the battle, Benjamin began to smite and kill of the men of Israel about thirty persons: for they said, Surely they are smitten down before us, as in the first battle. Ary nirona tamin' ny ady ny lehilahy amin' ny Isiraely (ny taranak' i Benjamina nanomboka namely sy nahafaty ny lehilahy amin' ny Isiraely tokony ho telo-polo lahy; fa hoy izy: Resy tokoa eo anoloantsika izy tahaka ny tamin' ny ady voalohany; ka nifontina tamin' ny ady ny lehilahy amin' Israely. Ny Benjamita efa nahafaty sahabo ho telopolo lahy tamin' izy ireo, ka dia hoy izy: Resy marina tokoa eo anatrehantsika izy toy ny tamin' ny ady voalohany mihitsy. alors les gens d' Israël engagés dans le combat feraient volte-face. Benjamin commença par tuer du monde aux Israélites, une trentaine d' hommes. " Certainement les voilà encore battus devant nous, se disait-il, comme dans le premier combat. "