<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 20:36 | So the children of |
Ary hitan' ny taranak' i Benjamina fa resy izy; ary ny lehilahy amin' ny Isiraely nanao tari-dositra tamin' ny Benjamita, satria natoky ny otrika izay efa napetrany teo akaikin' i Gibea izy. | Koa hitan' ny taranak' i Benjamina fa resy izy; fa ny lehilahy amin' Israely no nihemotra teo anatrehan' i Benjamina dia noho ny fitokiany ny otrika napetrany hamely an' i Gabaà. | Les |