<-
->

Mts / Mpits 20:34 And there came against Gibeah ten thousand chosen men out of all Israel, and the battle was sore: but they knew not that evil was near them. Ary tonga tandrifin' i Gibea ny iray alin-dahy voafantina tamin' ny Isiraely rehetra, ary efa mafy ny ady nefa tsy fantatry ny Benjamita fa efa hiharan-doza izy. ka lehilahy iray alina voafantina tamin' Israely rehetra, no tamy avy teo anoloan' i Gabaà. Mafy ny ady, ary tsy nampoizin' ny taranak' i Benjamina fa efa mananontanona azy ny loza. Dix mille hommes d'élite, choisis dans tout Israël, parvinrent en face de Gibéa; le combat était acharné et les autres ne se doutaient pas du malheur qui les frappait.