<-
->

Mts / Mpits 20:31 And the children of Benjamin went out against the people, and were drawn away from the city; and they began to smite of the people, and kill, as at other times, in the highways, of which one goeth up to the house of God, and the other to Gibeah in the field, about thirty men of Israel. Dia nivoaka ny taranak' i Benjamina hiady tamin' ny olona ka voatarika niala tamin' ny tanàna izy ary nanomboka namely sy nahafaty ny olona tahaka ny teo aloha, dia tokony ho telo-polo lahy teo amin' ny Isiraely tany an-tsampanan-dalana, miakatra ho any Betela ny anankiray, ary ny anankiray kosa ho any Gibea any an-tsaha. Dia nivoaka hamely ny vahoaka ny taranak' i Benjamina, ka nety ho voatarika hanalavitra ny tanàna. Rafitra namely sy namono tamin' ny vahoaka toy ny teo aloha izy, eo amin' ireo làlana any an-tsaha, izay miakatra any Betela ny iray, ary miakatra any Gabaà ny iray; dia nahafatesany sahabo ho telopolo lahy amin' Israely. Les Benjaminites sortirent à la rencontre du peuple et se laissèrent attirer loin de la ville. Ils commencèrent comme les autres fois à tuer du monde parmi le peuple, sur les chemins qui montent, l' un à Béthel, et l' autre à Gibéa par la campagne : une trentaine d' hommes d' Israël.