<-
->

Mts / Mpits 20:3 (Now the children of Benjamin heard that the children of Israel were gone up to Mizpeh.) Then said the children of Israel, Tell us, how was this wickedness? Ary ren' ny taranak' i Benjamina fa niakatra ho any Mizpa ny Zanak' Isiraely. Dia hoy ny Zanak' Isiraely: Lazao izay nahatonga izao ratsy izao. Nandre ny taranak' i Benjamina fa hoe niakatra any Masfà ny zanak' Israely. Ary hoy ny zanak' Israely: Mitenena, nanao ahoana no nanaovana izao heloka izao? Les Benjaminites apprirent que les Israélites étaient montés à Miçpa... Les Israélites dirent alors : " Racontez-nous comment ce crime a été commis! "