<-
->

Mts / Mpits 20:21 And the children of Benjamin came forth out of Gibeah, and destroyed down to the ground of the Israelites that day twenty and two thousand men. Ary nivoaka avy tany Gibea kosa ny taranak' i Benjamina ka naharingana ny Zanak' Isiraely roa arivo sy roa alin-dahy niampatrampatra tamin' ny tany tamin' izany andro izany. Fa nivoaka avy ao Gabaà ny taranak' i Benjamina tamin' izay, ary lehilahy roa arivo sy roa alina tamin' Israely no nataony maty niampatra tamin' ny tany androtr' io ihany. Mais les Benjaminites sortirent de Gibéa et, ce jour-là, ils massacrèrent vingt-deux mille hommes d' Israël.