<-
->

Mts / Mpits 20:18 And the children of Israel arose, and went up to the house of God, and asked counsel of God, and said, Which of us shall go up first to the battle against the children of Benjamin? And the Lord said, Judah shall go up first. Dia niainga ny Zanak' Isiraely ka niakatra tany Betela ary nanontany tamin' Andriamanitra hoe: Iza no hiakatra voalohany hiady amin' ny taranak' i Benjamina ho anay? Dia hoy Jehovah: Joda no ho voalohany. Dia niainga ny zanak' Israely niakatra tany Betela, ary nanontany an' Andriamanitra hoe: Iza aminay no hiakatra voalohany hiady amin' ny taranak' i Benjamina? Hoy ny navalin' ny Tompo: Jodà no hiakatra voalohany. Ils se mirent en marche pour monter à Béthel, pour consulter Dieu : " Qui de nous montera le premier au combat contre les Benjaminites ? " demandèrent les Israélites. Et Yahvé répondit : " C' est Juda qui montera le premier. "