<-
->

Mts / Mpits 20:1 Then all the children of Israel went out, and the congregation was gathered together as one man, from Dan even to Beersheba, with the land of Gilead, unto the Lord in Mizpeh. Dia nivoaka ny Zanak' Isiraely rehetra, ary ny fiangonana hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba ary ny tany Gileada koa nivory tahaka ny olona iray ho any amin' i Jehovah tany Mizpa. Dia nivoaka ny zanak' Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Bersabea sy ny tany Galaada; ka nivory teo anatrehan' ny Tompo tany Masfà, toy ny olona iray ihany, ny fiangonana. Tous les Israélites sortirent donc, et, comme un seul homme, toute la communauté se réunit, depuis Dan jusqu'à Bersabée et le pays de Galaad, auprès de Yahvé à Miçpa.