<-
->

Mts / Mpits 2:23 Therefore the Lord left those nations, without driving them out hastily; neither delivered he them into the hand of Joshua. Dia navelan' i Jehovah ireny firenena ireny ka tsy noroahiny faingana; sady tsy voatolony teo an-tànan' i Josoa ireny. Dia navelan' ny Tompo handry fahizay ireo firenena tsy mbola natolony teo an-tànan' i Josoe ireo, fa tsy nalaky noroahiny. C' est pourquoi Yahvé a laissé subsister ces nations, il ne s' est point hâté de les chasser et ne les a pas livrées aux mains de Josué.