<-
->

Mts / Mpits 2:12 And they forsook the Lord God of their fathers, which brought them out of the land of Egypt, and followed other gods, of the gods of the people that were round about them, and bowed themselves unto them, and provoked the Lord to anger. ka nahafoy an' i Jehovah, Andriamanitry ny razany, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, ka nanaraka andriamani-kafa amin' ny andriamanitry ny firenena manodidina azy, dia niankohoka teo anatrehany ka nampahatezitra an' i Jehovah. Nafoiny Iaveh Andriamanitry ny razany, izay nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Ejipta; fa andriamani-kafa, tamin' ireo andriamanitry ny firenena manodidina azy no narahiny, sy niankohofany teo anatrehany, ka nampahatezitra an' ny Tompo izy ireo. Ils délaissèrent Yahvé, le Dieu de leurs pères, qui les avait fait sortir du pays d'Égypte, et ils suivirent d' autres dieux parmi ceux des peuples d' alentour. Ils se prosternèrent devant eux, ils irritèrent Yahvé,