<-
->

Mts / Mpits 18:1 In those days there was no king in Israel: and in those days the tribe of the Danites sought them an inheritance to dwell in; for unto that day all their inheritance had not fallen unto them among the tribes of Israel. Ary tamin' izany andro izany dia tsy nisy mpanjaka teo amin' ny Isiraely; ary tamin' izany andro izany kosa ny firenen' i Dana nitady lova mba honenany, satria na dia hatramin' izany andro izany aza dia tsy mbola nahazo lova ho azy teo amin' ny firenen' Isiraely izy. Tsy nisy mpanjaka teo amin' Israely tamin' izany andro izany; ary nitady zara tany honenany ny fokon' ny Danita, tamin' izany andro izany, fa tsy mbola nahazo anjara lova hatramin' izany andro izany izy eo afovoan' ny fokon' Israely. En ce temps-là, il n' y avait pas de roi en Israël. Or, en ce temps-là, la tribu de Dan cherchait un territoire pour y habiter, car, jusqu'à ce jour, il ne lui était pas échu de territoire parmi les tribus d' Israël.