<-
->

Mts / Mpits 11:8 And the elders of Gilead said unto Jephthah, Therefore we turn again to thee now, that thou mayest go with us, and fight against the children of Ammon, and be our head over all the inhabitants of Gilead. Dia hoy ny loholon' i Gileada tamin' i Jefta: Izany no iverenanay atý aminao ankehitriny, mba handehananao miaraka aminay, sy hiadianao amin' ny taranak' i Amona, ka dia ho lohany aminay mponina rehetra any Gileada ianao. Ary hoy ny loholon' i Galaada tamin' i Jefte: Izany indrindra no hiverenanay aty aminao ankehitriny, mba handehananao hiaraka aminay sy hiadianao amin' ny taranak' i Amona; ary ho filohany sy ny mponina rehetra any Galaada hianao. Les anciens de Galaad répliquèrent à Jephté : " C' est pour cela que maintenant nous sommes revenus à toi. Viens avec nous, tu combattras les Ammonites et tu seras notre chef, celui de tous les habitants de Galaad. "