<-
->

Mts / Mpits 11:29 Then the Spirit of the Lord came upon Jephthah, and he passed over Gilead, and Manasseh, and passed over Mizpeh of Gilead, and from Mizpeh of Gilead he passed over unto the children of Ammon. Ary tonga tao amin' i Jefta ny Fanahin' i Jehovah, dia nandeha nitety an' i Gileada sy Manase izy; ka dia nitety an' i Mizpa any Gileada koa izy ka niala tany Mizpa any Gileada, dia nandroso nankany amin' ny taranak' i Amona. Dia tonga tamin' i Jefte ny Fanahin' ny Tompo, ka nandeha namaky an' i Galaada sy Manase izy, ary tonga hatrany Masfà, any Galaada: ary avy ao Masfà any Galaada dia nandroso hamely ny taranak' i Amona. L' esprit de Yahvé fut sur Jephté, qui parcourut Galaad et Manassé, passa par Miçpé de Galaad et, de Miçpé de Galaad, passa chez les Ammonites.