<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 11:13 | And the king of the children of |
Dia hoy ny mpanjakan' ny taranak' i Amona tamin' ny irak' i Jefta: Satria nalain' ny Isiraely ny taniko hatrany Arnona ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana, fony niakatra avy tany Egypta izy; koa avereno amin' ny fihavanana ary izany ankehitriny. | Ary hoy ny mpanjakan' ny taranak' i Amona, namaly ny irak' i Jefte: Satria, raha niakatra avy any Ejipta Israely, dia nalainy ny taniko, hatrany Arnona ka hatrany Jabaoka sy Jordany. Koa avereno amim-pihavanana izany ankehitriny. | Le roi des |