<-
->

Mts / Mpits 10:4 And he had thirty sons that rode on thirty ass colts, and they had thirty cities, which are called Havothjair unto this day, which are in the land of Gilead. Ary nanana zanakalahy telo-polo izay nitaingina zana-boriky telo-polo izy, ary izy ireo nanana tanàna telo-polo any amin' ny tany Gileada; ary atao hoe Havota-jaïra mandraka androany ireo. Izy nanan-janaka telopolo lahy, izay nitaingina ampondra telopolo, sy nanan-tanàna telopolo, izay mbola antsoina mandra' androany hoe, Tranon' i Jaira, ary any amin' ny tany Galaada no nisy azy. Il avait trente fils qui montaient trente ânons et ils possédaient trente villes, qu' on appelle encore aujourd' hui les Douars de Yaïr, au pays de Galaad.