<- -> |
[King James Bible] Letter to the Hebrews |
[Baiboly 1865] Hebreo |
[Baiboly Katolika] Hebrio |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Hébreux |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Heb 11:7 | By faith |
Finoana no nanamboaran' i Noa sambo fiara hamonjena ny ankohonany, fa natahotra izy, rehefa notoroan' Andriamanitra hevitra ny amin' ny zavatra tsy mbola hita; koa izany no nanamelohany izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana araka ny finoana. | Ny finoana no nandrafetan' i Noe ny sambo fiara hamonjena ny fianakaviany, fa natahotra izy nony efa nilazan' Andriamanitra ny zavatra mbola tsy hita; ary izany no nanamelohany an' izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana izay azo amin' ny finoana. | Par la foi, |