<-
->

Jos 9:7 And the men of Israel said unto the Hivites, Peradventure ye dwell among us; and how shall we make a league with you? Ary hoy ny Isiraelita tamin' ireo Hivita ireo: Angamba mponina ato aminay ihany ianareo, ka hataonay ahoana no fanao fanekena aminareo? Fa namaly ireto Heveana ny lehilahy tamin' Israely: Sao dia monina eto aminay ihany hianareo, ka ahoana no hanaovanay fanekem-pihavanana aminareo? Les hommes d' Israël répondirent à ces Hivvites : " Qui sait si vous n' habitez pas au milieu de nous ? Alors comment pourrions-nous faire alliance avec vous ? "