<-
->

Jos 9:22 And Joshua called for them, and he spake unto them, saying, Wherefore have ye beguiled us, saying, We are very far from you; when ye dwell among us? Dia niantso azy ireo Josoa ka nanao taminy hoe: Nahoana no namitaka anay ianareo ka nanao hoe: Lavitra anareo indrindra izahay, kanjo eto aminay ihany no onenanareo? Ary nampiantso ny Gabaonita Josoe, ka niteny taminy hoe: Ahoana no namitahanareo anay hoe: Lavitra anareo indrindra izahay, nefa hianareo monina aty afovoanay ihany? Josué convoqua les Gabaonites et leur dit : " Pourquoi nous avez-vous trompés en disant : "Nous sommes très éloignés de vous", quand vous habitez au milieu de nous ?