<-
->

Jos 9:19 But all the princes said unto all the congregation, We have sworn unto them by the Lord God of Israel: now therefore we may not touch them. Fa hoy ny loholona rehetra tamin' ny fiangonana rehetra: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no efa nianiananay taminy; koa ankehitriny tsy mahazo mamely azy isika. Ka hoy ny filohany rehetra tamin' ny fiangonana rehetra: Efa nanao fianianana taminy izahay tamin' ny Tompo Andriamanitr' Israely, ary izao tsy mahazo mikasika azy isika. Alors tous les notables dirent à toute l' assemblée : " Nous leur avons fait serment par Yahvé, Dieu d' Israël, nous ne pouvons donc plus les toucher.