<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 9:18 | And the children of |
Fa tsy namely azy ny Zanak' Isiraely, satria Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no efa nianianan' ny lohan' ny fiangonana taminy. Dia nimonomonona tamin' ireo loholona ny fiangonana rehetra. | Noho ny fianianana nataon' ny lohan' ny fiangonana taminy tamin' ny anaran' ny Tompo Andriamanitr' Israely dia tsy namely azy ireo izy, nefa nimonomonona tamin' ny filohany, ny fiangonana rehetra. | Les |