<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 8:9 | Dia nampandehanin' i Josoa izy ireo, ary nandeha hanotrika ka nitoetra teo andrefan' i Ay, teo anelanelan' i Betela sy Ay; fa Josoa kosa nitoetra teo amin' ny vahoaka ihany tamin' izany alina izany. | Dia nalefan' i Josoe izy ireo ka lasa naka toerana hiotrika tao anelanelan' i Betela sy Haia, tao andrefan' i Haia. Ary Josoe kosa nitoetra teo amin' ny vahoaka ihany tamin' iny alina iny. |