<-
->

Jos 8:28 And Joshua burnt Ai, and made it an heap for ever, even a desolation unto this day. Ary Ay dia nodoran' i Josoa ka nofoanany ho tanànaolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy. Nodoran' i Josoe Haia ary nofongorany nataony antontan-trano rava mandrakizay, izay mbola ao mandraka androany. Josué incendia Aï et il en fit pour toujours une ruine, un lieu désolé jusqu' aujourd' hui.