<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 8:11 | And all the people, even the people of war that were with him, went up, and drew nigh, and came before the city, and pitched on the north side of |
Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin' i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr' i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan' izy sy Ay. | Niakatra sy nanatona tao avokoa ny lehilahy mpiantafika rehetra teo aminy; nony tonga teo an-tandrifin' i Haia izy, dia nitoby teo avara-tanàna, ka ny lohasaha no nanelanelana azy sy Haia. | Tous les gens de guerre qui étaient avec lui montèrent, s' approchèrent jusqu' en face de la ville et campèrent au nord de |