<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 7:7 | And |
Ary hoy Josoa: Indrisy, Jehovah Tompo ô! nahoana no nampita ity firenena ity foana teo Jordana Hianao, hanoloranao anay eo an-tànan' ny Amorita handringanana anay? Inay anie izahay mba nety nitoetra tany an-dafin' i Jordana ihany! | Ary hoy Josoe: Andray, ry Iaveh Tompo ô, nahoana re no dia nampitainao an' i Jordany ity vahoaka ity, hanoloranao anay eo an-tànan' ny Amoreana, mba handringana anay? Inay anie izahay mba nahay nipetraka tany an-dafin' i Jordany ihany. |