<-
->

Jos 7:3 And they returned to Joshua, and said unto him, Let not all the people go up; but let about two or three thousand men go up and smite Ai; and make not all the people to labour thither; for they are but few. Ary niverina tany amin' i Josoa izy ireo ka nanao taminy hoe: Aoka tsy hiakatra avokoa ny vahoaka rehetra; fa olona tokony ho roa arivo na telo arivo no aoka hiakatra hamely an' i Ay; aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. Nony tafaverina tao amin' i Josoe izy ireo, dia nilaza taminy hoe: Aoka tsy ny vahoaka rehetra no hiakatra; olona roa na telo arivo ihany no hiakatra dia ho resiny Haia, ka aza manasatra ny vahoaka rehetra ny amin' izany tanàna izany, fa vitsy izy ireo. De retour auprès de Josué, ils lui dirent : " Que tout le peuple n' y monte pas, mais que deux ou trois mille hommes environ montent attaquer Aï. N' y fatigue pas tout le peuple car ces gens-là ne sont pas nombreux. "