<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 6:6 | And |
Dia niantso ny mpisorona Josoa, zanak' i Nona, ka nanao taminy hoe: Ento ny fiaran' ny fanekena, ary asio mpisorona fito mitondra anjomara fito mafy faneno eo alohan' ny fiaran' i Jehovah. | Dia niantso ny mpisorona Josoe, zanak' i Nòna, ka nanao taminy hoe: Ento ny fiaran' ny fanekena, ka aoka ny mpisorona fito hitondra trompetra fito mafy faneno eo alohan' ny fiaran' ny Tompo. |