<-
->

Jos 6:22 But Joshua had said unto the two men that had spied out the country, Go into the harlot' s house, and bring out thence the woman, and all that she hath, as ye sware unto her. Ary izy roa lahy izay efa nisafo ny tany dia efa nilazan' i Josoa hoe: Mankanesa ao amin' ny tranon' ilay vehivavy janga, ka ento mivoaka ravehivavy sy ny havany rehetra ary izay mety ho azy, araka izay nianiananareo taminy. Ary hoy Josoe tamin' izy roa lahy izay nisafo ny tany: Midira ao an-tranon' ilay vehivavy janga, ka ento mivoaka ravehivavy sy izay rehetra azy, araka ny efa nianiananareo taminy. Josué dit aux deux hommes qui avaient espionné le pays : " Entrez dans la maison de la prostituée et faites-en sortir cette femme avec tous ceux qui lui appartiennent, ainsi que vous le lui avez juré. "