<-
->

Jos 5:9 And the Lord said unto Joshua, This day have I rolled away the reproach of Egypt from off you. Wherefore the name of the place is called Gilgal unto this day. Dia hoy Jehovah tamin' i Josoa: Androany no nanakodiavako ny fandatsan' i Egypta ho afaka aminareo. Ary ny anaran' izany tany izany dia nataony hoe Gilgala mandraka androany. Ary hoy Iaveh tamin' i Josoe: Nesoriko ho afaka taminareo androany ny fahafaham-baraka tany Ejipta. Dia natao hoe Galgalà mandraka androany izany toerana izany. Alors Yahvé dit à Josué : " Aujourd' hui j' ai ôté de dessus vous le déshonneur de l'Égypte. " Aussi a-t-on appelé ce lieu du nom de Gilgal jusqu' aujourd' hui.