<-
->

Jos 4:19 And the people came up out of Jordan on the tenth day of the first month, and encamped in Gilgal, in the east border of Jericho. Ary ny olona niakatra niala teo Jordana tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana voalohany ka nitoby tany Gilgala, teo amin' ny sisin-tany atsinanan' i Jeriko. Tamin' ny andro fahafolon' ny volana voalohany no niala teo Jordany ny vahoaka dia nitoby tao Galgalà, teo amin' ny sisintanin' i Jerikao farany atsinanana. Ce fut le dix du premier mois que le peuple remonta du Jourdain et campa à Gilgal, à la limite est de Jéricho.