<-
->

Jos 4:18 And it came to pass, when the priests that bare the ark of the covenant of the Lord were come up out of the midst of Jordan, and the soles of the priests' feet were lifted up unto the dry land, that the waters of Jordan returned unto their place, and flowed over all his banks, as they did before. Ary rehefa niakatra niala teo afovoan' i Jordana ka nanainga ny faladiany ho eo amin' ny tanety ireo mpisorona izay nitondra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah ireo, dia avy indray ny rano Jordana nankamin' ny fitoerany ka nihoatra ny morony rehetra tahaka ny teo aloha ihany. Nony niala teo afovoan' i Jordany ny mpisorona nitondra ny fiaran' ny faneken' ny Tompo ka vao nikasika ny tany maina ny faladian-tongony, dia nody amin' ny toerany ny ranon' ny ony, toy ny taloha nihoatra ny morona indray. Or, lorsque les prêtres portant l' arche de l' alliance de Yahvé remontèrent du milieu du Jourdain, et que la plante de leurs pieds eut touché la terre ferme, les eaux du Jourdain revinrent dans leur lit et se mirent comme avant à couler à pleins bords.