<-
->

Jos 4:12 And the children of Reuben, and the children of Gad, and half the tribe of Manasseh, passed over armed before the children of Israel, as Moses spake unto them: Ary ny taranak' i Robena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase dia samy efa voaomana hiady ka nita teo alohan' ny Zanak' Isiraely koa, araka izay efa nolazain' i Mosesy taminy. Ary nandroso samy nitam-piadiana teo alohan' ny zanak' Israely, araka ny tenin' i Moizy taminy, ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, Les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé passèrent en formation de combat à la tête des Israélites, comme Moïse le leur avait dit.