<-
->

Jos 3:14 And it came to pass, when the people removed from their tents, to pass over Jordan, and the priests bearing the ark of the covenant before the people; Ary raha niala tamin' ny lainy hita an' i Jordana ny olona, ary ny mpisorona nitondra ny fiaran' ny fanekena eo alohan' ny olona, Nony efa nivoaka ny lainy ny vahoaka hita an' i Jordany dia nialoha ny vahoaka ny mpisorona mitondra ny fiaran' ny fanekena. Or quand le peuple quitta ses tentes pour traverser le Jourdain, les prêtres portaient l' arche de l' alliance en tête du peuple.