<-
->

Jos 22:9 And the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh returned, and departed from the children of Israel out of Shiloh, which is in the land of Canaan, to go unto the country of Gilead, to the land of their possession, whereof they were possessed, according to the word of the Lord by the hand of Moses. Dia nody ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase ka nandao ny Zanak' Isiraely tao Silo, izay ao amin' ny tany Kanana, hankany amin' ny tany Gileada ho any amin' ny zara-taniny, izay azony araka ny tenin' i Jehovah nasainy nolazain' i Mosesy. Dia nandao ny zank' Israely tao Silao amin' ny tany Kanaana ny fokon-dRobena sy ny fokon' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase dia nody nankany amin' ny tany Galaada izay efa noraisiny ho zara taniny araka ny nandidian' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Moizy. Les fils de Ruben et les fils de Gad s' en retournèrent avec la demi-tribu de Manassé et quittèrent les Israélites à Silo, dans le pays de Canaan, pour s' en aller au pays de Galaad où ils s'étaient fixés, suivant l' ordre de Yahvé transmis par Moïse.