<-
->

Jos 22:25 For the Lord hath made Jordan a border between us and you, ye children of Reuben and children of Gad; ye have no part in the Lord: so shall your children make our children cease from fearing the Lord. fa Jordana no nataon' i Jehovah ho faritra eo anelanelantsika, ry taranak' i Robena sy Gada, ka tsy manana anjara amin' i Jehovah ianareo; ka dia hampitsaharan' ny taranakareo tsy hatahotra an' i Jehovah ny taranakay, Jordany no faritra nataon' ny Tompo hanelanelana anay sy hianareo, ry tarana-dRobena sy taranak' i Gada, ka tsy manana anjara amin' ny Tompo akory hianareo? Amin' izany ny taranakareo dia hampitsahatra ny taranakay tsy hatahotra an' ny Tompo; Yahvé n' a-t-il pas mis entre nous et vous, fils de Ruben et fils de Gad, une frontière qui est le Jourdain ? Vous n' avez aucune part sur Yahvé. " Ainsi vos fils seraient cause que les nôtres cesseraient de craindre Yahvé.