<-
->

Jos 22:24 And if we have not rather done it for fear of this thing, saying, In time to come your children might speak unto our children, saying, What have ye to do with the Lord God of Israel? fa tahotra tokoa no anton' ny nanaovanay izao; fa hoy izahay: Rahatrizay dia hanontany ny taranakay ny taranakareo hoe: Moa mifaninona akory ianareo sy Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely? Raha tsy tahotra ny hihatra aminay kosa no nanaovanay izany, fa hoy izahay: Indray andro any, ny taranakareo hilaza amin' ny tanarakay hoe: Mifaninona akory moa hianareo sy Iaveh Andriamanitr' Israely? En vérité, c' est par un souci motivé que nous avons agi ainsi : Demain, vos fils pourraient dire aux nôtres : "Qu' y a-t-il de commun entre vous et Yahvé, le Dieu d' Israël ?