<-
->

Jos 22:21 Then the children of Reuben and the children of Gad and the half tribe of Manasseh answered, and said unto the heads of the thousands of Israel, Dia namaly ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase ka nanao tamin' ny mpifehy arivo tamin' ny Isiraely hoe: Dia namaly ny tarana-dRobena, ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, ka nanao tamin' ireo mpifehy isan' arivon' Israely hoe: Les fils de Ruben, les fils de Gad et la demi-tribu de Manassé, prenant la parole, répondirent aux chefs des clans d' Israël :