<-
->

Jos 22:15 And they came unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the half tribe of Manasseh, unto the land of Gilead, and they spake with them, saying, Dia tonga tany amin' ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase tany amin' ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe: Nony tonga tany amin' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada ary ny antsasaky ny fokon' i Manase any amin' ny tany Galaada izy ireo dia niteny taminy nanao hoe: Parvenus chez les fils de Ruben, chez les fils de Gad et dans la demi-tribu de Manassé au pays de Galaad, ils leur dirent :