<-
->

Jos 20:8 And on the other side Jordan by Jericho eastward, they assigned Bezer in the wilderness upon the plain out of the tribe of Reuben, and Ramoth in Gilead out of the tribe of Gad, and Golan in Bashan out of the tribe of Manasseh. Ary dia nifidy an' i Bezera any an-efitra amin' ny tany lemaka izay an' ny firenen' i Robena izy, ary Ramota izay any Gileada, an' ny firenen' i Gada, ary Golana any Basana, izay an' ny firenen' i Manase, any an-dafy atsinanan' i Jordana, tandrifin' i Jeriko. Any an-dafin' i Jordany tandrifin' i Jerikao any atsinanana dia ireto no nofidiny: Bosora, any an' efitra, any amin' ny tany lemaka, an' ny fokon-dRobena; Ramota, any Galaada, an' ny fokon' i Gada; ary Gaolona, any Basàna, an' ny fokon' i Manase. De l' autre côté du Jourdain de Jéricho, à l' orient, on désigna dans le désert, sur le plateau, Béçèr de la tribu de Ruben, Ramot en Galaad, de la tribu de Gad et Golân en Bashân, de la tribu de Manassé.