<-
->

Jos 19:22 And the coast reacheth to Tabor, and Shahazimah, and Bethshemesh; and the outgoings of their border were at Jordan: sixteen cities with their villages. Ary ny fari-taniny dia nahazo an' i Tabara sy Sahazoma sy Beti-semesy, ka dia nihatra tany Jordana: tanàna enina ambin' ny folo sy ny zana-bohiny. Ary ny faritry ny taniny dia nikasika any Tabora sy Sedesema ary Beti-Samesy, ka tafapaka hatrany Jordany, tanàna enina ambin' ny folo sy ny zanabohiny. La frontière touchait Tabor, Shahaçima et Bet-Shé-mesh, et le point d' arrivée de la frontière était le Jourdain : seize villes avec leurs villages.