<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 17:4 | And they came near before |
Dia nanatona teo anatrehan' i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak' i Nona, ary ny loholona izy ireo ka nanao hoe: Jehovah efa nandidy an' i Mosesy hanome anay zara-tany eo amin' ny anadahinay. Ary dia nomeny lova teo amin' ny rahalahin-drainy izy araka ny didin' i Jehovah. | Nankeo anatrehan' i Eleazara mpisorona sy teo anatrehan' i Josoe zanak' i Nòna, sy teo anatrehan' ny filohany izy ireo, ka nanao hoe: Nandidy an' i Moizy Iaveh hanome zara tany anay eo amin' ny anadahinay. Dia nomena zara tany teo amin' ny rahalahin-drainy izy ireo, araka ny didin' ny Tompo. | Elles se présentèrent devant le prêtre |